|
|
|
|

Teny iditra1  Presque-Songes – Sari-Nofy
Sokajin-teny  2  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  3  Haisoratra 4  Tononkalo
Mpanoratra  5 Rabearivelo Jean-Joseph
Mpanonta printy  6  Tsipika. 2006. Haavony: 18cm. Ambainy: 10,5cm. Takila: 128.
7  Sepia. 2006. Haavony: 18cm. Ambainy: 10,5cm. Takila: 128.
Sary 
Sombiny  Angano, angano, arira, arira...
tsy tambo ny angano izay mahazohy
ny toera-nitsirian'ny vahy mandeha
ka tonga mandadina ny hazo rehetra :
tsy tambo ny arira izay manodidina
ny tena nahafoizan'ity voron-tsy àry
izay mirefarefa di miainga indray;
86

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/02